We use cookies to personalise content and ads, to provide social media features and to analyse our traffic. Read more…
Sunday
11
MAR

Fanompoampivavahana : fampianarana sy Asa fampaherezana

15:30
18:00
Fjkm Québec Canada
Event organized by Fjkm Québec Canada

Get Directions

Category
#var:page_name# cover

Hanomboka amin’ny 3 ora sy sasany hariva ny fanompoampivavahana. Hisy :
- Fampianarana ataon’ny Mpitandrina;
- Asa sy fampaherezana ataon’ny Sampana Fifohazana.
- Sekoly Alahady sy Katekomena, manomboka amin’ny 2 h 45.

Dia samy hahatsiaro ambavaka ireo fotoana ireo isika rehetra.

Misaotra indrindra, dia mirary soa ho antsika rehetra ho eo ambany fiadanan’i Jesoa Kristy.

Other events hosted by

St. Andrew's Church (Quebec City)

Other events by
Fjkm Québec Canada