We use cookies to personalise content and ads, to provide social media features and to analyse our traffic. Read more…
Sunday
18
MAR

Fanompoampivavahana, hisy fandraisana ny Fanasàn'ny Tompo

15:30
18:00
Fjkm Québec Canada
Event organized by Fjkm Québec Canada

Get Directions

Category
#var:page_name# cover

Hanomboka amin’ny 3 ora sy sasany hariva ny fanompoampivavahana. Hisy ny fandraisana ny Fanasàn'ny Tompo.

Ny Sekoly Alahady sy Katekomena dia manomboka amin’ny 2 h 45.

Dia samy hahatsiaro ambavaka ireo fotoana ireo isika rehetra.
Misaotra indrindra, dia mirary soa ho antsika rehetra ho eo ambany fiadanan’i Jesoa Kristy.

Other events by
Fjkm Québec Canada