We use cookies to personalise content and ads, to provide social media features and to analyse our traffic. Read more…
Sunday
01
APR

Fankalazana ny Paska 2018

15:30
18:30
Fjkm Québec Canada
Event organized by Fjkm Québec Canada

Get Directions

Category
#var:page_name# cover

Hanomboka amin’ny 3 ora sy sasany tolakandro, toy ny mahazatra ny fanompoampivavahana.
- Hisy toriteny sy antsa an-kira ataon'ny STK;
- Hisy ny fandraisana Fanasàn’ny Tompo.

Araka ny maha-fotoan-dehibe azy dia hisy fiaraha-misakafo aorian’ny fotoana. Izany dia ho atao ao amin’ny Kirk Hall ihany.